msh_1sa_text_reg/19/18.txt

1 line
469 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-26 04:35:17 +00:00
\v 18 Sady nitsoaky voho afa-nandositsy i Davida la nagnagny amin'i Samoela tagny Rama ka nilaza taminy . La nandeha ie voho Samoela ka nipetraky tagny Naiota. \ v 19 Nisy nagnambara tamin'i Saoly io, manao hoe:" Ingo, ao Naiota agny Rama i Davida." \v 20 La nandefa iraky anambotsy gnan'i Davida i Saoly . Laha nahita gny naman'ny mpaminany naminany rozy. sady Samoela nijoro ho lehiben-drozy , gny fagnahin-dranganahry avy tamin'ny irak'i Saoly, la naminany koa rozy.