msh_1sa_text_reg/19/04.txt

1 line
432 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-26 04:35:17 +00:00
\v 4 Nilaza soa momba gnan'i davida tamin'i Saoly rainy i Jonatana ka hoy ie taminy.' Ao tsy hanota amin'i Davida mpanompony gny mpanjaka. fa tsy nanota taminao ie, sady nanday soa ho gnanao reo asany. \v 5 Fa ie fa nanao gnainy tsy ho zavatra ka namono lay Filistina. Yaveh fa nanday fandresea bevata ho gnan'Israely manontolo. Nahita gnan'io hanohitsy gny ra tsy manan-tsiny amin'ny famonoa gnan'i Davida tsy akory tsy akory iha?'