2021-07-25 02:36:11 +00:00
|
|
|
\v 20 La nagnariniky gnan'i Samoela reo fokon'Israely manontolo, sady gny fokon'i Benjamina ro voafily. \v 21 Bakeo la nandesy nagnariniky gny vondron-drozy gny fokon'i Benjamina; sady gny fokon'ny Matrta ro voafily, sady Saoly anaky lahin'i Kisy la voafily. Fa lafa nandeha nila gnazy rozy la tsy nety hita ie.
|