msh_1sa_text_reg/07/13.txt

1 line
405 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-24 11:59:52 +00:00
\v 13 La resy reo Filistina ka tsy nilitsy teo amin'ny fari-tanin'ny Israely. Gny tagnan'i Yaveh nanohitsy reo Filistina tamin'ny andron'i Samoela manontolo. \v 14 Reo tana zay nalan'ireo Filistina tamin'ny Israely la tafampoly tamin'ny Israely, hatragny Ekrona ka hatragny Gata; nimpoly tamin'ny Israely koa gny faritaniny tagny amin'ireo Filistina. La nisy filongoa teo amin'ny Israely voho gny Amorita.