msh_1sa_text_reg/20/01.txt

1 line
432 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-26 04:35:17 +00:00
\v 1Sady Davida nandositsy bakagny Naiota agny Rama ka nagnagny amin'i Jonatana sady nanao hoe;" Fa ino ro nataoko? Ino ro heloko? Ino ro fahotako teo agnatrehan'ny rainao, ro mila hifofo gny aiko ie." \v 2 Jonatana nanao tamin'i Davida hoe;' sagnatria anie io; tsy ho maty iha. Tsy manao raha na bevata ndra kely ka tsy milaza gnan'io amiko gny raiko. Nagnino ro tokony hagnetaky gnan'io raha io amiko gny raiko? Tsy io velively."