2021-07-24 06:53:27 +00:00
|
|
|
\v 14 Avy tagny amin'ny sahan'i Josoa bakagny amin'ny tanana'i Beti-semesy lay sarety sady nijano teo. Nisy vato bevata teo ka namaky gny hazo tamin'ilay sarety rozy, sady nanolotsy reo aomby vavy mba ho fagnatitsy oroa ho gnan'i Yaveh. \v 15 Nampilin'ireo Levita gny fiaran'i Yaveh voho lay vata zay niaraky tamin'io, zay nisy vata zay niaraky tamin'io, zay nisy reo sary vato bevata reo. Nanolotsy fagnatitsy oroa voho nanao soro ho gnan'i Yaveh gny androts'io avao reo olon'i Beti-semesy.
|