auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-01-28 12:44:42 +03:00 committed by root
parent e1f37d3328
commit fb6e882ca2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Ankatoavo gny fahefan'ny olombelo iaby noho gny amin'ny Tompo. Ankatoavo manahaky gny agnabo mare gny mpanjaka, \v 14 voho reo governora avao koa, zay nalefa mba hagnasazy reo mpanao raty voho hankalaza reo zay manao gny soa. \v 15 Fa izay ro sitrapon-Dranagnahary, amin'ny fanaova gny soa gnanareo la mampitsy gny safa tsy mahay
\v 13 Ankatoavo gny fahefan'ny olombelo iaby noho gny amin'ny Tompo. Ankatoavo manahaky gny agnabo mare gny mpanjaka, \v 14 voho reo governora avao koa, zay nalefa mba hagnasazy reo mpanao raty voho hankalaza reo zay manao gny soa. \v 15 Fa izay ro sitrapon-Dranagnahary, amin'ny fanaova gny soa gnanareo la mampitsy gny safa tsy mahay fomban'ny olo adala. \v 16 Manahaky maha-olon'afaky, ka ampiasa ho manahaky gny fagnorogna fahalemea gny fahafahanao, fa ao ho manahaky gny mpanom-pon-Dranagnahary. \v 17 Omeo voninahitsy gny olo iaby. Tiavo gny firahalahia. Mahatahora an-Dranagnahary. Omeo voni