msh_1ki_text_udb/16/25.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 25 Nanao zay raty teo amason'i Iaveh i Omry sady raty fagnahy mihoatsy zay iaby teo alohany. \v 26 Fa nandeha tamin'ny lalagna iaby gnan'i Jeroboama anak'i Nebata voho gny fahotany zay nitarihany gny Israely hanonta,mba hiantsy gnan'i Yaveh,lay Ndranagnaharin' Israely,mba hasiky amin'ny sampin-drozy zay tsy misy dikany ie.