msh_1ki_text_udb/16/21.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 21 Bakeo la nizara ho antoko roe reo fokonolon' Israely.Nagnaraky gnan'i Tibny anak'i Ginata gny antsasaky gny fokonolo,mba hanao azy ho mpanjaka,sady gny antsasany nagnaraky gnan'i Omry. \v 22 Fa nahery noho reo olo magnaradia gnan'i Tibny anak'i Ginata reo olo nagnaradia gnan'i Omri.Ka maty i Tibnia; sady lasa mpanjaka i Omri.