msh_1ki_text_udb/16/18.txt

1 line
566 B
Plaintext

\v 18 Lafa hitan'i Zimry fa fa azo gny tanà,la nilitsy tao amin'ny fiarova mare zay nikamba tamin'ny lapan'ny mpanjaka ie sady nagnoro gny tragno teo aminy;tamin'io fomba io ro nahafatesany tao agnaty bolo. \v 19 Io la nohon'ny fahota vitany tamin'ny fanova zay teo amason'i Iaveh,tamin'ny fagnaraha gny fomban'i Jeroboama voho tamin'ny fahota zay fa nataony,mba hitariky gny Israely hanonta. \v 20 Laha gny amin'ireo raharaha hafa mahakasiky gnan'i Zimry voho reo fivadiha zay nataony,moa va tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan' Israely?