msh_1ki_text_udb/16/11.txt

1 line
575 B
Plaintext

\v 11 Lafa nanomboky nanjaka voho napetraky teo amin'ny seza fiandrinany i Zimry,la namono gny avorohotan'i Basa iaby ie.Tsy nagnenga lehilahy raiky tamin'ny longo voho naman'i Basa ho velo ie. \v 12 Ka naravan'i Zimry gny avorohotan'i Basa manontolo,araky gny safan'i Iaveh nolazainy hanohitsy gnan'i Basa tami'ny alalan'ny Jeho mpaminany, \v 13 nohon'ny fahotan'i Basa iaby voho gny fahotan'i Ela anany zay nataon-drozy,voho gny nitarihan-drozy gny Israely hanonta,mba ho nahafahan-drozy nihantsy gnan'i Iaveh, lay Ndranagnaharin' Israely,mba hasiaky amin'ny sampin-drozy.