msh_1ki_text_udb/16/08.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 8 Tamin'ny faha roapolo eninamby tao nanjakan'i Asa mpanjakan'i Joda,la nanomboky nanjaka teo amin'ny Israely tagny Tirza i Ela ank'i Basa;nanjaka nandritra gny roe tao ie. \v 9 Zimry mpanompony,kapitenin'ny antsasaky gny kalesiny,la nitetiky hanohitsy azy.Sady tagny Tizra i Ela,nampimamo gny vatany ao an-tragnon'i Arza, zay teo amin'ny avorohrtan'i Tirza. \v 10 La nilitsy i Zimry,nanafiky voho namono azy,tamin'ny faha roapolo fitoamby tao nanjakan'i Asa mpanjakan'i Joda,ka lasa mpanjaka nisolo gny toerany.