msh_1ki_text_udb/12/33.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 33 Niakatsy tagny amin'ny alitara namboariny tao Betela i Jeroboama tamin'ny andro faha fololimy amby tamin'ny vola fahavalo,tamin'ny vola zay heverin'ny sainy manoka ,nanendry andro firavoravoa ho gnan'ny fokonolon'Israely ie,sady niakatsy tagny amin'ny alitara mba handoro ditin-kazo magnitsy