msh_1ki_text_udb/12/31.txt

1 line
495 B
Plaintext

\v 31 Jeroboama nagnory reo tragno tamin'ny toera abo sady nanendry mpisoro bakamin'ireo fokonolo iaby,zay tsy avy teo amin'ireo anakilahin'i Levy avao koa ie.\v 32 nanendry andro firavoravoa i Jeroboama tamin'ny volana fahavalo,tamin'ny andro faha folo limiamby vola,manahaky lay firavoravoa zay agny Joda,sady niakatsy tegny amin'ny alitara ie.Tagny Betela ro nanaovany io,nanao soro tamin'ny anak'aomby zay namboariny,sady napetrany tagny Betela reo mpisoro tao amin'ny toera abo zay nataony.