msh_1ki_text_udb/12/22.txt

1 line
539 B
Plaintext

\v 22 \v Fa gny tenin-dranagnahary avy tamin'i Semaia,lay lehilahin-dranagnahary;voalaza hoe :"\v 23 Agnambarao i Rehoboama anakilahin'i Solomona,mpanjakan'i Joda,gny taranak'i Joda voho Benjamina iaby,sady reo olo ambiny manontolo;lazao hoe:\v 24 "Zao gny safan'i Iaveh:ka manafiky na mialy amin'ny rahalahinao fokonolon'Israely iha.Gny lehilahy kirakiraiky la tsy maintsy mimpoly agny amin'ny tragnony,fotony Bakamiko raha henany zao."La nijanjy gny safan'i Iaveh rozy,sady nimpoly voho nandramby gny lalany,sady nankatò gny safany rozy