msh_1ki_text_udb/12/16.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 16 Lafa hitan'ny Israely manontolo fa tsy nijanjy an-drozy gny mpanjaka,la namaly azy gny fokonolo sady nanao hoe :"Ino ro mba anjaranay ao amin'i Davida?Tsy mana lova ao amin'ny anakilahin'i Jese zahay! Mandehana agny an-dainareo,ry Israely.Aminizao henteo gny avorohotanao,ry Davida." La nimpoly tagny an-dainy gny Israely.\v 17 Fa reo fokonolon'Israely zay nipetraky tao an-tanan'i Joda,la i Rehoboama ro lasa mpanjakan-drozy