msh_1ki_text_udb/12/12.txt

1 line
562 B
Plaintext

\v 12 Ka avy tagny amin'i Rehoboama tamin'ny andro fahatelo i Jeroboama voho gny fokonolo iaby,araky gny nandidian'ny mpanjaka lafa nivola ie hoe :"Mimpolia agnamiko eto amin'ny andro fahatelo." \v 13 Gny mpanjaka namaly gny fokonolo tamin'ny vola mare sady nandà gny torohevitsy zay namean'ireo zokiolo azy.\v 14 Niresaky tamin-drozy araky gny torohevitsy reo zatovolahy;hoy ie hoe:"Nampanday anareo zioga mavesatsy gny raiko,kanefa mbo hagnampy gny zioganareo aho.Nagnetsaky anareo tamin'ny karavasy gny raiko,fa zaho koa hagnentsaky anareo amin'ny maingoka."