msh_1ki_text_udb/12/10.txt

1 line
531 B
Plaintext

\v 10 Reo zatovolahy zay niara-bevata tamin'i Rehoboama nivola taminy sady nanao hoe:"Miresaha amin'ireo fokonolo zay nivola taminao fa i Solomona rainao la nanao gny ziogan-drozy ho mavesatsy kanefa iha tsy maintsy hagnamaiva an'io.Tokony hisafa amin-drozy iha hoe:"gny ankihikeliko la bevata noho gny valahan'ny raiko.\v 11 ka henany zao,ndra la nampagnandesy zioga mavesatsy gnanareo aza gny raiko,la mbo hagnampy gny zioganareo aho.Gny raiko nagnentsaky anareo tamin'ny karavasy fa zaho koa hagnetsaky anareo amin'ny maingoka."