msh_1ki_text_udb/12/01.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 1 La nagnagny Sekema i rehoboama,fotony gny Israely iaby ro avy tao Sekema mba hanao gnazy ho mpanjaka.\v 2 Nahare anio Jeroboama anakilahin'i Nebata (fa ie mbo tagny Egypta,tany amin'izay nitsoahany ny fagnatrehan'i Solomona Mpanjaka),fotony Jeroboama nipetraky tao Egypta.