msh_1ki_text_udb/06/21.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 21 Nifenoan'i Solomona volamena tsy mifangaro gny anatin'ny tempoly sady nampiany rojom-bolamena teo agnatrehan'ny efitragno agnatiny sady nifenoany volamena gny agnatrehany . \v 22 Gny agnatiny manontolo la norakofany volamena mandra-pahavitany gny tempoly iaby.Nofenoany volamena avao koa magnodidy gny alitara zay ao amin'ny efitragno agnatiny.