msh_1ki_text_udb/08/51.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 51 Fokonolona zay nofidinao rozy ,zay nagnavotanao bakagny Egypta manahaky bakagny tagny amin'ny fata fandrendream-by . \v 52 Mivavaky aho mba hisokatsy amin'ny fangatahan'ny mpanomponao voho gny fangatahan' Israely olonao gny masonao ,mba hijanjy an-drozy na mbia mbia hikaihany anao .\v 53 Fa navahanao teo amin'ireo fokonolon'ny tany iaby rozy mba ho anao sady handramby reo fampanantenanao ,araky gny nazavanao tamin'ny alalan'i Mosesy mpanomponao, fony nanday gny razanay niboaky gnan'i Egypta iha ,ry tompoko Iaveh ."