msh_1ki_text_udb/08/01.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 1 Sady Solomona namory reo loholon'Israely ,reo mpitariky gny foko manontolo ,sady reo lohan'ny fianakavian'ny fokonolon'Israely ,teo angnatrehany tao Jerosalema , mba handay gny fiaran'ny fanenken'i Yaveh hiakatsy bakagny amin'ny tanan'iDavida ,zany hoe,i Ziona . \v 2 Nivory teo agnatrehan'i Solomona mpanjaka tao amin'ny fety iaby gny olon'Israely iaby ,sady tamin'ny vola Etanima,zay vola fahafito.