msh_1ki_text_udb/07/03.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 3 Notafia tamin'ny sedera lay tragno zay napetraky teo amin'ireo andry. Reo andry reo la notohana tamin'ny tsangam-bato. \v 4 nisy andry efapolo limy amby teo, folo limy amby amin'ny andala raiky. Nisy andry teo amin'ireo andalana tlo sady gny lafonety kiraikiraiky la nifanandrify tamin'ny lafonety telo hafa. \v 5 Gny lafonety voho gny varavagna iaby la natao ho efa-jora niaraky tamin'ireo andry, sady gny lafonety nifanandrify tamin'ny lafonety telo hafa