msh_1ki_text_udb/18/41.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 41 Hoy i Elia tamin'i Ahaba: mitsangàna,mihinàna sady minoma,fa zay gny feon'ny oram-be."\v 42 Ka niakatsy mba hihina voho hino i Ahaba.La nikatsy teo an-tampon'i Karmelo i Elia,niondriky teo amin'ny tany ie,sady nametraky gny vatany teo agnelagnelan'ny lohaliny.