1 line
336 B
Plaintext
1 line
336 B
Plaintext
\v 27 Basa anaky lahin'i Ahia,avy amin'ny fianakavian' Isakara,nikomy gnan'i Nadada,novonoan'i Basa tao Gibetona,zay gnan'ireo Filistina ie.Fotony Nadada voho gny Israely iaby nanao fahirano tagny Gibetona. \v 28 Tamin'ny tao fahatelo nanjakan'i Asa mpanjakan'i Joda,la nagnome gnan'i Nadaba i Basa ka lasa mpanjaka teo amin'ny toerany. |