1 line
390 B
Plaintext
1 line
390 B
Plaintext
\v 1 Tamin'ny tao faha folovaloamby nanjakan'i Jeroboama anaky lahin'i Nebata,la nanomboky nanjaka teo amin'i Joda i Abia. \v 2 Nanapaky telo tao tao Jerosalema ie.Imaka ro agnaran'ny reniny.Anaka ampelan'i Absaloma ie. \v 3 Nandeha tamin'ny fahota iaby zay nataon-drainy talohan'ny fotoany ie;gny fony la tsy mba voatoka ho gnan'i Iaveh Ndranagnahariny manahaky gny fon'i Davida,razambeny. |