msh_1ki_text_udb/06/11.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 11 Avy tamin'i solomona gny tenin'i Iaveh,nanao hoe : \v 12 "Gny momba toy tempoly zay namboarinao toy,laha handeha araky gny lalako voho hanao gny rariny iha,hitandry gny liliko manontolo sady hagnaraky zany,la hamafisiko aminao gny fampanantena zay nataoko tamin'i Davida rainao. \v 13 Hitoetsy eo amin'ny fokonolon'Israely aho sady tsy hahafoy an-drozy ."