1 line
332 B
Plaintext
1 line
332 B
Plaintext
\v 7 Vato voapaiky ro nagnamboara gny tragno, Tsy nisy tantantana, famaky ,na vy maragnitsy re tao an-tragno tamin'ny nagnamboara azy.\v 8 Gny bakagny antimon'ny tempoly la nisy filira tamin'ny rihana ambany 'nisy tohatsy raiky fiakara magnagny amin'ny rihana voalohany ,sady eo agnivony ro miakatsy magnagny amin'ny rihana faharoe. |