msh_1ki_text_udb/08/54.txt

1 line
508 B
Plaintext

\v 54 Ka lafa baka nanao io vavaky voho fangataha iaby io tamin'i Iaveh i Solomona ,la nitsanga bakeo agnatrehan'ny alitaran'i Iaveh ie ,lafa baka nandohaliky voho namelatsy gny tagnany nanatriky gny lagnitsy . \v 55 Nitsanga ie sady nitso-drano gny vondron'Israely iaby tamin'ny feo mafy ,nanao hoe:\v 56 "rengea anie Iaveh,lay nagnome fitsahara ho gnan'Israely olony,tamin'ny fitanany gny fampanantenany iaby.Tsy nisy teny latsaky bakamin'ny fampanantena soan'i Iaveh zay nataony tamin'i Mosesy mpanompony.