msh_1ki_text_udb/11/28.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 28 Jeroboama la lahilahy raiky mahery.Hitan'i Solomona fa zatovolahy miasa ie,ka nameany alala nibaiko reo asa iaby tao amin'ny tragnon'i Josefa.\v 29 Tamin'io fotoa io,lafa niboaky gnan'i Jerosalema i Jeroboama,la nahita azy tegny amin'ny lala i Ahia Silonita mpaminany .Sady niakanjo vaovao i Ahia sady ie roalahy la raiky tao am-baibo.\v 30 Sady nangalaky gny akanjo vaovao zay tegny aminy i Ahia ka nizara foloroamby io.