msh_1ki_text_udb/09/04.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 4 Sady iha ,laha handeha eo agnatrehako manahaky nandehanan'i Davida rainao tamin'ny fahitsim-po voho tamin'ny fahamarigna ,hankato zay nandidiako anao iaby sady hiamby reo lalako voho reo liliko , \v 5 La hametraky gny sezan'ny fiandrianan'ny fanjakanao eo amin'ny Israely mandrakizay aho ,manahaky gny nampanantenako tamin'i Davida rainao,hoe:"Gny avorohonaola tsy hiala eo amin'ny seza fiandrianan' Israely vatany.