msh_1ki_text_udb/16/31.txt

1 line
522 B
Plaintext

\v 31 Raha tsy nisy dikany tamin'i Ahaba gny nandeha tamin'ny fahotan'i Jeroboama anak'i Nebata,ka la nalany ho valiny i Jezebela anak'ampelan'i Etibala,mpanjakan'ireo Sidoniana;nandeha sady nanompo gnan'i Bala ie ka niankohoka taminy. \v 32 Nagnory alitara ho gnan'i Bala tao an-tragnon'i Bala ie,zay naoriny tagny Samaria. \v 33 La nagnamboatsy baon' Aseraha i Ahaba.Mbo nanao mandilatsy noho zay io aza i Ahaba mba hampasiaky gnan'i Yaveh,lay Ndranagnaharin' Israely,mihoatsy gnan'ireo mpanjakan' Israely iaby talohany.