1 line
418 B
Plaintext
1 line
418 B
Plaintext
\v 23 Nanomboky nanjaka teo amin'ny Israely tamin'ny hafa telopolo tao nanjakan'i Asa mpanjakan'i Joda i Omry,sady nanjaka nandritra gny folo roamby tao.Nanjaka tagny Tirza nandritra gny enin-tao ie. \v 24 Niviliny tamin'i Samera tamin'ny talenta volafoty roe gny havoan'i Samaria.Nagnory tanà teo amin'ilay havoana ie sady nanao gny agnaran'ny tanà hoe Samaria,araky gny agnaran'i Samera,lay tompon'ny havoa taloha. |