msh_1ki_text_udb/16/15.txt

1 line
552 B
Plaintext

\v 15 Tamin'ny faha roapolo fitoamby nanjakan'i Asa mpanjakan'i Joda,la nanjaka tagny Tirza nandritra gny fito andro i Zimry.Sady nitoky tao Gibetona,zay gnan'ireo Filistiana gny tafiky. \v 16 Ireo tafiky nitoby tagny la nandre lay teny hoe: "Nikonokonona i zimry sady fa namono gny mpanjaka." Ka tamin'io andro io tagny an-toby gny Israely iaby la nagnambara gnan'i Omry,ho mpifehy gny tafiky,ho mpanjaka eo amin' Israely. \v 17 Nandeha niakatsy bakagny Gibetona i Omry voho reo Israely manontolo niaraky taminy,sady nanao fahirano gnan'i Tirza rozy.