msh_1ki_text_udb/12/03.txt

1 line
417 B
Plaintext

\v 3 Sady nampagniraky voho nikaiky an-drozy,sady Jeroboama voho reo fiangonan'ny Israely iaby avy sady nisafa tamin'i Rehoboama hoe:"nataon'ny rainao mavesatsy gny ziogany.Ka hamaivagno gny asa maherin'ny rainao,sady hamaivagno gny zioga mavesatsy zay nampagnandesiny anay,la hanompo anao zahay "\v 5 REhoboama nivola tamin-drozy hoe :"Mandehana agnatiny telo andro sady mimpolia amiko atoy."ka nandeha gny fokonolo.