\v 23 Nanomboky nanjaka teo amin'ny Israely tamin'ny hafa telopolo tao nanjakan'i Asa mpanjakan'i Joda i Omry,sady nanjaka nandritra gny folo roamby tao.Nanjaka tagny Tirza nandritra gny enin-tao ie. \v 24 Niviliny tamin'i Samera tamin'ny talenta volafoty roe gny havoan'i Samaria.Nagnory tanĂ  teo amin'ilay havoana ie sady nanao gny agnaran'ny tanĂ  hoe Samaria,araky gny agnaran'i Samera,lay tompon'ny havoa taloha.