\v 18 Sady i Rehoboama Mpanjaka nagniraky gnan'i Adorama,zay nifehy mpiasa an-terivozo,fa gny Israely iaby nitora-bato azy ka maty ie.Rehoboama mpanjaka nandositsy malaky tagny Jerosalema niaraky tamin'ny kalesiny.\v 19 Nohon'io la nikomy gny Israely tamin'ny taranak'i Davida mandrak'androany.