\v 15 Sady la tsy ninjanjy gny fokonolo gny mpanjaka ,fa bakamin'i Iaveh io raha io,mba hahafahany magnatanteraky gny safany zay nolazainy tamin'ny alalan'i Ahia lay Silonita tamin'i Jeroboama anakilahin'i Nebata.