auto save

This commit is contained in:
MASIKORO-002 2021-04-05 13:49:31 +03:00 committed by root
parent 6e90cafc97
commit d344955e3c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 Jeroboama nagnory reo tragno tamin'ny toera abo sady nanendry mpisoro bakamin'ireo fokonolo iaby,zay tsy avy teo amin'ireo anakilahin'i Levy avao koa ie.\v 32 nanendry andro firavoravoa i Jeroboama tamin'ny volana fahavalo,tamin'ny andro faha folo limiamby vola,manahaky lay firavoravoa zay agny Joda,sady niakatsy tegny amin'ny alitara ie.Tagny Betela ro nanaovany io,nanao soro tamin'ny anak'aom
\v 31 Jeroboama nagnory reo tragno tamin'ny toera abo sady nanendry mpisoro bakamin'ireo fokonolo iaby,zay tsy avy teo amin'ireo anakilahin'i Levy avao koa ie.\v 32 nanendry andro firavoravoa i Jeroboama tamin'ny volana fahavalo,tamin'ny andro faha folo limiamby vola,manahaky lay firavoravoa zay agny Joda,sady niakatsy tegny amin'ny alitara ie.Tagny Betela ro nanaovany io,nanao soro tamin'ny anak'aomby zay namboariny,sady napetrany tagny Betela reo mpisoro tao amin'ny