auto save

This commit is contained in:
masikoro-002 2021-06-13 08:55:22 +03:00 committed by root
parent 55048d676a
commit 328cb1f629
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 51 Ahazia anaky lahin'i Ahaba la nanomboky nanjaka nanera gnan'Israely tagny Samaria tamin'ny tao faha folo fitoamby nanjakan'i Josafata mpanjakan'i Joda, sady nanjaka roe tao teo amin'Israely ie. \v 52 Nanao zay raty teo amason'i Yaveh ie sady nagnaraky gny fomban'ny rainy, tamin'ny fombab'ny reniny, sady tamin'ny fomban'i Jeroboama anaky lahin'i Nebata, zay nitarihany gny Israely hanota. \v 53 Nanompo gnan'i Bala voho nivavaky tamin'io ie sady nanao zay hampasiaky gnan'i Yaveh, lay Ndranag
\v 51 Ahazia anaky lahin'i Ahaba la nanomboky nanjaka nanera gnan'Israely tagny Samaria tamin'ny tao faha folo fitoamby nanjakan'i Josafata mpanjakan'i Joda, sady nanjaka roe tao teo amin'Israely ie. \v 52 Nanao zay raty teo amason'i Yaveh ie sady nagnaraky gny fomban'ny rainy, tamin'ny fombab'ny reniny, sady tamin'ny fomban'i Jeroboama anaky lahin'i Nebata, zay nitarihany gny Israely hanota. \v 53 Nanompo gnan'i Bala voho nivavaky tamin'io ie sady nanao zay hampasiaky gnan'i Yaveh, lay Ndranagnaharin'i Israely, manahaky gny fa nataon-drainy avao.