msh_1ki_text_udb/16/05.txt

1 line
295 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-07 10:02:38 +00:00
\v 5 Gny amin'ireo raha hafa mahakasiky gnan'i Basa,zay nataony,voho gny heriny,moa va regny tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan' Israely reo? \v 6 Nimaty niaraky tamin'ireo razambeny i Basa sady nalevy tagny Tirza,sady Elaha anany ro lasa mpanjaka teo amin'ny toerany.