2021-04-02 16:18:10 +00:00
|
|
|
\v 48 Ka mimpoly aminao amin'ny fony manontolo voho gny fagnahinyb manontolo agny amin'ny tanin'ireo fahavalo zay nambabo azy rozy ,sady laha atao hoe mivavaky aminao mandrafy gny taniny ,zay nameanao gny razan-drozy ,sady manandrify gny tanà zay nofilinao rozy ,sady manandrify gny tragno zay naoriko ho gnan'ny agnaranao .
|