msh_1ki_text_udb/15/07.txt

1 line
345 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-07 08:21:32 +00:00
\v 7 Gny amin'ny reo raharaha hafa mahakasiky gnan'i Abia;la zay nataony iaby,moa tsy fa voasoratsy ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjaka joda va reo? Nisy aly teo amin'i Abia voho Jeroboama. \v 8 Nimaty niaraky tamin'ireo razambeny i Abia,sady la nalevin-drozy tagny amin'ny tanàn'i Davida ie.Asa anany ro lasa mpanjaka teo amin'ny toerany.