msh_1ch_text_udb/09/22.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 22 Niisa 212 reo iaby zay voafily ho mpiamby gny vavahady eo amin'ny filira. Gny agnaran-drozy la voatahiry tao amin'ny tahirin'agnaran'ireo vahoaky tao an-tanan-drozy. Davida voho Samoela mpahita la fa nametraky gnan-drozy tamin'ny fitokisa. \v 23 Ka rozy voho gny anakin-drozy ro niamby reo vavahadin'ny tragnon'i Yaveh, zay tabernakely . \v 24 Reo mpiamby vavahady la napetraky tagny amin'ireo sisiny efatsy iaby, magnagny antignana, andrefa, avaratsy, voho antimo.