msh_1ch_text_udb/08/12.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 12 Gny anaky lahin'i Elpala la Ebera, Misama, voho Samera(zay nagnory gnan'i Ono voho Loda sady gny ana-bohiny magnodidy). \v 13 Teo avao koa i Beria voho Sema. Lohan'ireo fianakavia nipetraky tagny Aialona, zay nandroaky gny olon'i Gata rozy.