msh_1ch_text_udb/08/08.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 8 Saharaima la niteraky tagny an-tanin'i Moaba, tafaran'ny nisarahany am-panambalia tamin'i Hosima voho Bara valiny. \v 9 Tamin'i Hodesy valiny, ro niterahan'i saharaima gnan'i Jobaba, Ziba, Mesa, Malkama, \v 10 Jeoza, Sakia, voho Mirma. Reo gny anaky lahiny, mpiatariky tao amin'ny fianakaviany. \v 11 Fa niteraky gnan'i Abitoba voho Elpala tamin'i Hosima avao koa ie.