\v 6 Reto gny avorohotan'i Ehoda zay lohan'ny fianakavian'ny olon;i Geba, zay voatery nifindra tagny Manahata: \v 7 Namana, Ahia, voho Gera, zay nitariky gnan-drozy tamin'ny fifindran-drozy. Ie ro ran'i Oza voho Ahihoda.