msh_1ch_text_udb/29/29.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 29 Voasoratry ami-gny bokin'i Samoela mpagnambara hafatry ao, ami-gny bokin'i Natana mpagnambara hafatry ao, la ami-gny bokin'i Gada mpagnambara hafatry ao, raha vitan'i Davida Mpanjaka reo. \v 30 Voapetraky ao gn'asan'ny fanapahany reo, raha vitany reo vo raha niseho ze nifotsy gnazy reo, Israely, la fanjakan'ny gny tany hafa iaby reo.