1 line
643 B
Plaintext
1 line
643 B
Plaintext
\v 3 Io, nohon'ny gny fankasitrahako gnan-tragno-Ndranagnahariko, la hameako ho gnan'izay gny volamena ao gny volafoty lafo vily fanagnako. Ataoko zao ho tovon'ny ze iaby fa nomagniko ho gnan'ny tragnobe Ndranagnahary masy toy: \v 4 Talenta volamena bakagny Ofira telo arivo, vo talenta volafoty voalio fito arivo, mba hametraha rindrin'ny fagnoregna reo. \v 5 Hanolotry volamena ho gnan'ny raha ho vita ami-gny volamena zaho, vo volafoty ho gnan'ny raha ho vita ami-gny volafoty, la raha ho gnan'ny karazan'asa iaby reo ze ataon'ny gny mpanao asa tagna reo. Ia avao koa ro ta-handramby anjara ho gnan'i Yaveh andoany la hanolo-bata ho gnazy?" |