msh_1ch_text_udb/28/04.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 4 La Yaveh, Ndranagnaharin'Israely igny, fa nifily gnahy tami-gny longon-drako iaby ho mpinjaka amin'Israely eo zisiky farany. Nifily gnahy ho mpanjaka amin'Israely eo iaby tami-gny fokon'i Joda ao, la tamign'ankohonan-drako ao, bakami-gnanaky lahin-drako iaby ie. \v 5 Bakami-gnanaky lahy maro namean'i Yaveh gnahy reo, ro nifiliany an'i Solomona, gnanaky lahiko, mba hifitaky ami-gny seaza fiandriagnan'ny fanjakan'i Yaveh eo, amin'Israely eo.